|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamy hoditra |
| Singan-teny | 2 mamy, 3 hoditra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tiam-bahoaka, tian' ny mpiara-monina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 popular
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 populaire, bien aimé
[1.8] |
| Ohatra |
8 Mpanjaka lehibe mamy hoditra tamin'ny vahoakany Ravahiny.
[2.508]
|
| Tohi-kevitra | 9 mangidy hoditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|